Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:49 Malagasy Bible (MG1865)

Dia raiki-tahotra izay rehetra nasain'i Adonia ka niainga, ary samy lasa nandeha amin'izay nalehany avy izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:49 amin'ny teny manodidina.