Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:38 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nidina Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Renaia, zanak'i Joiada, ary ny miaramila mpiambina andriana, dia nampitaingina an'i Solomona ny ampondravavin'i Davida mpanjaka izy, ka dia nitondra azy nankany Gihona.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:38 amin'ny teny manodidina.