Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary aoka Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany hanosotra azy any ho mpanjakan'ny Isiraely; ary tsofinareo ny anjomara, ka lazao hoe: Ho ela velona anie Solomona mpanjaka!

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:34 amin'ny teny manodidina.