Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Davida mpanjaka: Antsoy hankatỳ amiko Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany ary Benaia, zanak'i Joiada. Dia niditra nankeo anatrehan'ny mpanjaka izy telo lahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:32 amin'ny teny manodidina.