Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia nitady zazavavy tsara tarehy eran'ny tanin'ny Isiraely rehetra izy ka nahita an'i Abisaga Sonemita, dia nentiny tany amin'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:3 amin'ny teny manodidina.