Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:27 Malagasy Bible (MG1865)

Moa avy tamin'ny mpanjaka tompoko va no nahatonga izany zavatra izany, ka tsy mba nampahafantarinao ny mpanomponao izay hipetraka eo amin'ny seza fiandriananao mpanjaka tompoko handimby anao?

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:27 amin'ny teny manodidina.