Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Mpanjaka 1:13 Malagasy Bible (MG1865)

Mandehana mankany amin'i Davida mpanjaka, ka lazao aminy hoe: Tsy nianiana tamiko mpanompovavinao va ianao, ry mpanjaka tompoko, nanao hoe: Solomona zanakao-lahy no hanjaka handimby ahy tokoa, ary izy no hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako? Koa nahoana indray no Adonia no manjaka?

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 1

Jereo 1 Mpanjaka 1:13 amin'ny teny manodidina.