21. Manaova veloma ny olona masina rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. Manao veloma anareo ny rahalahy izay ato amiko.
22. Manao veloma anareo ny olona masina rehetra, indrindra fa ny ankohonan'i Kaisara.
23. Ho amin'ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo.