Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 2:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tsy mba toy ny maro izay manatsatso ny tenin'Andriamanitra hahazoam-bola izahay; fa toy ny amin'ny fahadiovam-po kosa, dia avy amin'Andriamanitra sady eo anatrehan'Andriamanitra no itenenanay ao amin'i Kristy.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 2

Jereo 2 Korintiana 2:17 amin'ny teny manodidina.